Location Maison Facebook
Maison à 67 Ha, Antananarivo
120,000 Ar /mois
Annonce d'origine
Trano ahofa 67ha 600mille fmg sous compteur ny jiro anaty la court hefitra 1 misy douche misy WC madio tsara! tsisy caution mpanera 50% droit de visite: 5.000Ar 0380746587 tonga dia miantso fa tsy dia connecté matetika