Location Appartement Facebook
Appartement à Ambodivona, Antananarivo
300,000 Ar /mois
Annonce d'origine
Dispo vao zao 300.000Ar Trano ahofa – Ambodin’Isotry Grand living (afaka separena) Misy jiro sy rano JIRAMA Tena akaiky arabe, azo hodiana alina 👥 Tsy mifidy olona Misy cuisine paillasse placardé 🏢 Ambony rihana azon'andro tsara 🏍️ Accès moto misy parking moto 🔐 Caution: atsasany azo hifampiresahana Visite: 5.000 Ar Commission: 50 % 0380581813 0374994631