Location Maison Facebook
Maison à Ampandrana, Antananarivo
201,000 Ar /mois
Annonce d'origine
Trano efitra ray malalaka + lakozia ampanofaina 1 million 5, ao anatiny douche sy WC, misy jiro sy rano, amorondalana no sady azo odina alina fa ambony riana, toerana atanjombato.👉Misy connexion wifi starlink ao am lay appartement 👈 - Droit de visite : 5000 - Commission : 50% - Mpanera : 0387909998 :👈 WhatsApp👈