Location Maison Facebook

Maison 1 chambre à Ankatso, Antananarivo

4.0 · 6 vues
1 sm
Prix sur demande
5,000 Ar droit de visite
Localisation
Antananarivo Ankatso
Description
Trano efitra 1 malalaka be confort, cuisine + paillasse. Douche anatiny, WC ambany mitambatra. Rano vovo madio. Lavarangana malalaka. Mety ho an'ny mpianatra Ankatso.
Annonce d'origine

🏡trano ahofa Antsahameva Ankatso ( antsasany ambany mausolée) ☺️ 🏡trano efitra 1 malalaka be confort 🥰 + cuisine+ paillasse 👍. trano somary mitsofika2 fa azo Odina alina tsara en securite be 👍 🏡 mety be ho anareo mpianatra Ankatso reo tsy lavitra université ☺️ 5 minutes de Tonga eny io 🏡douche anatiny anao hirery ,WC ambany mitambatra fa madio be 🏡rano vovo madio be sotroina , tanana calme be madio 🏡olona 1na 2 Max , trano Ambony riana azonadro tsara+ lavarangana malalaka be anao hirery 🏡 droit de visite :5000 ar 🏡 panera :50% 🏡tel :038 17 165 23 vonjivonjeo fa mandalo tsara ☺️

Informations essentielles
Maison 1 chambre Cuisine Toilettes extérieur Charges non incluses
frmgen