Location Maison Facebook
Maison 4 chambres à Ankatso, Antananarivo
500,000 Ar /mois
Annonce d'origine
Trano vao vita bola tsy nisy nipetraka ahofa ankatso 1 akaikiny block Texas wc sy douche ao anatiny trano 4 chambre natambatra reky tsy misy contion tsy misy. panera tsy misy droit de visit tompony. mivantana raha anw visite azy mila manao rendes vous fa somary lavidavitra zah mipetraka misy tokotany malalaka be azo ilalaovana ankizy azo anapazana lamba hofany. 2million 500 tmg tonga de miantso ze liana 0386593006 aza tara ary ooo❤️❤️❤️🙏🏼🙏🏼tsy acces ilay toerana