Location Maison Facebook
Maison 2 chambres à Anosisoa, Antananarivo — 150 000 Ar/mois
150,000 Ar /mois
Annonce d'origine
Trano ahofa 150.000 Ar monja ALAKAMISY/Anosiala. TOMPONY DIRECTE. Efitra 4: Salon, cuisine, deux chambre+douche anatiny (Carreaux daholo) Rano Lavadrano madio be, Jiro efa misy panneau 240 A(120 Ax2) de misy iray 150 A dia izay hipetraka mividy batterie mifanaraka aminy, fa mazaka, télé, subowfer, canal, sns. Tsy accès fa misy fianakavina azo ametrahana fiara sy moto. Antsoy avy hatrany 038 40 503 68 / 033 37 002 16 / 034 63 305 61 / 032 01 182 53.