Location Maison Facebook
Maison 1 chambre à Itaosy, Antananarivo
280,000 Ar /mois
Annonce d'origine
Trano ahofa 280.000 AR Andranonahoatra itaosy. Mitsofoka 3min miala amn arabe principal. Tsy miala alavitry ny séraphin. Salon +chambre iray +lakozia WC et dc eo ivelany mitambatra amn mpivady kely. Jiro mitokana Compteur. Rano jirama eo an-tokontany. Accès moto. Misy caution 200.000ar. Afaka jerena mivantana. Aleo tonga de miantso zay vonona. Visite 5000 ar com 50 % 0349904158