Location Maison Facebook
Maison 2 chambres à Rasalama, Antananarivo
600,000 Ar /mois
Annonce d'origine
Salama tompoko. vakio tsara azafady tompoko. trano ahofa : efitra 2 lebibe wc sy douche anatiny lakozia mitokana . fa misy olona 2 mipetra amin'ny efitra ambadika , fa ts miaraka lakozia , fa miaraka wc sy douche. jiro ( prépayé). misy rano , toerana : ambohijatovo ambony tunnel. tsy accès .. hofany : 600.000 Ariary droit : 5000 Ariary. contact : 034 97 723 09 na 034 62 415 .66 Tonga dia miantso no mety Tompoko, fa tsy dia connecte firy . Mankasitraka