Location Maison Facebook
Maison à Soarano, Antananarivo
300,000 Ar /mois
Annonce d'origine
Trano ahofa Ambohimanarina amoronarabe principal 2 ème étage 300.000ar miaraka am jiro sy rano 💡 👊Accès moto misy gardien 👊Efitra 1 malalaka careau Amboni rihana + lavarangana 👊 Douche anatiny eo andavarangana 👊Lakozy eo andavarangana 👊Misy jiro sy rano 👊Hofany 300.000ar miaraka am jiro sy rano Commission 50% Visite 10000ar 0343023288